2023
Mampianatra antsika hanara-dia an’i Jesoa Kristy i Paoly
Ôktôbra 2023


“Mampianatra antsika hanara-dia an’i Jesoa Kristy i Paoly,” Namana, ôkt. 2023, 46–47.

Hafatra isam-bolana ao amin’ny Liahona ,ôktôbra 2023

Mampianatra antsika hanara-dia an’i Jesoa Kristy i Paoly

Sary
alt text

Sary nataon’i Apryl Stott

I Paoly dia Apôstôly. Nampianatra antsika izy mba ho ohatra ho an’ny hafa. Izany dia midika hoe manao izay ho nataon’i Jesoa Kristy.

Sary
alt text

Nilaza i Paoly fa tokony hampiasa fomba fiteny tsara isika rehefa miresaka amin’ny hafa.

Sary
alt text

Nilaza ihany koa izy fa tokony hanana finoana an’i Jesoa Kristy isika.

Sary
alt text

Nampianatra izy fa tokony hanao safidy tsara isika, tahaka ny fanampiana ny hafa.

Pejy holokoina

Afaka manara-dia an’i Jesoa Kristy aho

Sary
alt text here

Sary nataon’i Apryl Stott

Afaka manaraka an’i Jesoa Kristy aho amin’ny alalan’ny fihainoana ny mpaminany.

Hamoaka printy