2010
Fanomezana izay Manome Fahasahiana ho Antsika
Martsa 2010


Ho an’ny Ankizy

Fanomezana izay Manome Fahasahiana ho Antsika

Milaza amintsika momba ireo fanomezana maro izay manome fahasahiana ho antsika ny Filoha Eyring. Vakio ireo soratra masina tsirairay etsy ambany ary soraty eo amin’ilay faritra banga ny anaran’ilay fanomezana. Resaho amin’ny fianakavianao ny fomba ahafahan’izany fanomezana izany manome fahasahiana anao.

  1. Asan’ny Apôstôly 22:16

  2. 2 Nefia 4:15

  3. F&F 59:8–9

  4. 2 Nefia 32:5; Jaona 14:26–27

  5. 1 Tesaloniana 5:17

Hamoaka printy