Pejy Lokoina Sarysarin’ ny batisa Sary nataon’ i Jared Beckstrand Mandray ireo ôrdônansin’ ny famonjena isika amin’ ny alalan’ ny fisoronana. “Ary ireo rehetra izay mandray ity fisoronana ity koa dia mandray Ahy, hoy ny Tompo” (F&F 84:35).