Ankizy
Tafio ny fiarovanao
Maro ny zavatra ratsy eo amin’izao tontolo izao ankehitriny. Ny filazantsara dia toy ny aro-tratra izay miaro antsika. Vakio ireo zavatra folo nolazain’ny Filoha Eyring fa tokony hataontsika mba ho fiarovana antsika. Avy eo dia manaova sarina aro-tratra ary lokoy!
-
Mihazona ny andro Sabata ho masina
-
Manaja ny fisoronana
-
Manao sy mitandrina fanekempihavanana
-
Manao asa mikasika ny tantaram-pianakaviana
-
Mandeha any amin’ny tempoly
-
Mibebaka
-
Mivavaka
-
Manompo ny hafa
-
Mizara ny fijoroanao ho vavolombelona
-
Mamaky ny soratra masina