-
Maminany amin’ny vahoakan’i Jerosalema i Lehia
1 Ne. 1:18–20
-
Ny Liahona
1 Ne. 16:10, 26–29; Almà 37:38–46
-
Ny Fahitan’i Lehia
1 Ne. 8; 11–12
-
Mamporisika ireo Rahalahiny Mpimonomonona i Nefia mba Hatoky sy Hazoto
1 Ne. 17:15–55
-
Tonga tany amin’ny Tany Nampanantenaina i Lehia sy ny Vahoakany
1 Ne. 18:1–24
-
Mivavaka i Enôsa
Enôsa 1
-
Manambatra ireo Takelaka i Môrmôna
TiM 1:1–11; 3 Ne. 5:9–18
-
Ny Mpanjaka Benjamîna Manao Filazana ho an’ny Vahoakany
Môsià 1:9–11, 18; 2–6
-
I Abinadia Miatrika ny Mpanjaka Noa
Môsià 11:20–29; 12:17–37; 13–17
-
Manao Batisa tao amin’ny Ranon’i Môrmôna i Almà
Môsià 18:7–17
-
Ny Fiovam-pon’i Almà Zanany
Môsià 27:8–37; Almà 36:3–24
-
Mamonjy ny Andian’ondrin’ny Mpanjaka Lamônia i Amôna
Almà 17:20–39
-
Manangana ny Fanevan’ny Fahafahana ny Kapiteny Môrônia
Almà 46:10–37
-
Ireo Zatovolahy Roa Arivo
Almà 53:10–22; 56; 57:19–27
-
Samoela ilay Lamanita Mitsangana eo ambonin’ny Manda
Hel. 13:1–16:8; 3 Ne. 1:4–15; 8:3–25
-
Nampianatra tany amin’ny Ilam- bolatany Andrefana i Jesoa
3 Ne. 11:8–41; 12–26
-
I Jesoa Manasitrana ireo Nefita
3 Ne. 17:5–10
-
Mitso-drano ireo Zazakely Nefita i Jesoa
3 Ne. 17:11–25
-
Mahita ny Rantsantanan’ny Tompo ny Rahalahin’i Jareda
Etera 3:1–16
-
Manitrika ireo Takelaka ao amin’ny Havoana Komôra i Môrônia
Môrm. 6:6; 8:1, 3–4; Môrô. 10:1–5