Tantaran’ny Fiangonana
-
Rahalahy Joseph
2 Ne. 3:6–15; F&F 5:9–10; 21:1–5; 27:13; 135:3; JS—Tantara
-
Emma Smith
-
Mikatsaka fahendrena ao amin’ny Baiboly i Joseph Smith
-
Ny Fahitana Voalohany
-
Miseho amin’i Joseph Smith tao an’efitranony i Môrônia
-
I Joseph Smith eo am-pandikana ny Bokin’i Môrmôna
JS—T 1:34–35, 71 fanoroan-kevitra; F&F 20:8–11
-
Manome ny Fisoronana Aharôna i Jaona Mpanao Batisa
-
Ny Famerenana ny Fisoronana Melkizedeka amin’ny laoniny
F&F 27:12–13; 128:20; JS—T 1:72
-
Miseho ao amin’ny Tempolin’i Kirtland i Elià
-
Mamakivaky ny Vaingan-dranomandry i Emma
Enseignements de Présidents de l’Eglise: Joseph Smith (2007), 369
-
I Joseph Smith tao amin’ny fonjan’i Liberty
F&F 121–23; Ny Lovantsika: Tantara fohifohin’ ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany (1996), 49–53
-
Ny Fananganana ny Fikambanana Ifanampiana
Ny Lovantsika, 61–62
-
Ny Fifindrana niala tao Nauvoo, Febroary–Mey 1846
Ny Lovantsika, 69–70
-
Mitory ny Filazantsara any Pays de Galles i Dan Jones
Ny Lovantsika, 63
-
Mamakivaky ny Lohasaha i Mary Fielding Smith sy Joseph F. Smith
Enseignements de Présidents de l’Eglise: Joseph F. Smith (1998), xiv, 21–22
-
Manakaiky ny Lohasahan’i Salt Lake ireo Mpisava lalana Mitarika sarety
Ny Lovantsika, 77–80