-
Jesoa Kristy
Ek. 3:14; F&F 38:1; Jaona 14:6; Môsià 3:17; Hel. 5:12; 3 Ne. 9:14–18; Môrm. 9:11; F&F 76:22–24, 40–42
-
Nahary ny Zava-drehetra ny Tompo
Mosesy 1:31–33, 39; 7:30; Môsià 4:9
-
Ny Tany
Gen. 1; Mosesy 2; F&F 59:16–21; jereo koa ny soratra masina ho an’ny sary faha-2
-
Adama sy Eva Mandohalika eo amin’ny Alitara
2 Ne. 2:17–25; Mosesy 5:4–11
-
Adama sy Eva Mampianatra ireo Zanany
Mosesy 5:12; F&F 68:25, 28
-
Nakarina Tany an-danitra ny Tanànan’i Ziona
Gen. 5:24; Heb. 11:5; Mosesy 7:18–19, 69
-
Manamboatra ny Sambofiara
Gen. 6–7; Mosesy 8
-
Noa sy ny Sambofiara ary ireo Biby
Gen. 6:12–22; 7:2–23; 8
-
I Abrahama mitondra an’i Isaka ho atao Sorona
Gen. 21:1–8; 22:1–18; Jakôba 4:5
-
I Rebeka teo amin’ny Fantsakana
Gen. 24
-
I Josefa Mandà ny vadin’i Potifara
Gen. 39; F&F 42:22–24
-
Jakoba Mitso-drano ireo Zanany lahy
Gen. 49
-
Mosesy sy ny Lelafo teo amin’ny Roimemy
Ek. 3:1–4:17; Asan’ny Apôstôly 7:30–33
-
Ny Didy Folo
Ek. 19–20
-
I Mosesy manome ny Fisoronana an’i Aharôna
Ek. 28:1–29:9; 40:12–15; Heb. 5:4
-
Mosesy sy ny Menarana Varahina
Nom. 21:4–9; Jaona 3:14; Almà 33:19–21
-
Rota, Mitsimpona Salohim-bary eny An-tanimbary
Rota 1–4
-
Samoela Tovolahikely nantsoin’ny Tompo
1 Sam. 3
-
Davida mamono an’ i Goliata
1 Sam. 17
-
I Elia nandresy ireo mpisoron’i Bala
1 Mpanjaka 18:17–39
-
Estera
Estera 3:8–15; 4; 7
-
Manoratra ny amin’ny Fahaterahan’i Kristy i Isaia
Isa. 7:14; 9:6–7
-
I Daniela Mandà ny Sakafo sy ny Divain’ny Mpanjaka
Dan. 1; F&F 89
-
Milaza ny Hevitry ny Nofin’i Nebokadnezara i Daniela
Dan. 2
-
Ireo Telo lahy tao anatin’ny Afo
Dan. 3; Almà 36:3
-
Daniela tao an-davaky ny Liona
Dan. 6
-
Jona
Jona 1–3