Momba ireo gazetibokin’ny Fiangonana
Safidy momba ny fanaovana printy ny fisoratana anarana
Safidy momba ny fanaovana printy ny fisoratana anarana


“Safidy momba ny fanaovana printy ny fisoratana anarana,” jan. 2021

Safidy momba ny fanaovana printy ny fisoratana anarana

Sary
mpivady zokiolona mamaky gazetiboky

Raha hisoratra anarana amin’ny gazetibokin’ny Fiangonana na izy rehetra dia ireto no mila fantarinao:

Raha hisoratra anarana amin’ny Liahona, dia mandehana eto.

Raha hisoratra anarana amin’ny Ho zatovo mahery!, dia mandehana eto.

Raha hisoratra anarana amin’ny Namana, dia mandehana eto.

Fanamarihana: Mety haharitra telo volana vao mihatra ny fisoratana anarana.

Raha mila fampahalalana fanampiny dia tsidiho ny pejy ho an’ny FAM ho an’ny fisoratana anarana amin’ny gazetibokin’ny Fiangonana.

Hamoaka printy