Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany ôktôbra 2020 Fivoriana sabotsy maraina Fivoriana sabotsy maraina Russell M. NelsonMandrosoMampianatra ny Filoha Nelson fa na dia eo aza ny fahoriana, ny asan’ny Tompo dia mandroso tsy ankijanona ary afaka mampiasa izao fotoana izao mba hivoarana isika. David A. BednarDia hosedraintsika amin’izany izy ireoMampianatra ny Loholona Bednar fa raha miomana sy mibosesika mandroso omban’ny finoana an’i Jesoa Kristy isika dia afaka handresy ao amin’ny fizahana toetra antsika. Scott D. WhitingHo tonga tahaka AzyMampianatra ny fomba ahafahantsika manaraka ilay didy hitovy bebe kokoa amin’i Jesoa Kristy Mpamonjy ny Loholona Whiting. Michelle D. CraigMaso hahitaMampianatra ny Rahavavy Craig fa afaka mianatra ny hahita ny hafa sy ny tenantsika tahaka ny ahitan’ny Mpamonjy ny hafa sy ahitany antsika isika amin’ny alalan’ny fanampian’ny Fanahy Masina. Quentin L. CookFo mifamihina ao amin’ny fahamarinana sy firaisan-kinaMamporisika ny mpikambana ny Loholona Cook mba ho vahoakan’i Ziona sy hitoetra ao amin’ny fahamarinana, ho mpandala ny firaisan-kina ao anatin’ny fahasamihafana. Ronald A. RasbandMendrika ho an’ny TompoMamporisika antsika ny Loholona Rasband mba hiezaka ny ho “mendrika ho an’ny Tompo” amin’ny fanarahana lalandava ny Mpamonjy sy ny fahamendrehana ny hihazona ny fahazoan-dalana hidirana ny tempoly. Dallin H. OaksTiavo ny fahavalonareoMampianatra ny filoha Oaks fa fa azo atao tsara ny mankatò sy mikatsaka ny hanatsara ny lalàn’ny firenentsika sy ny mitia ihany koa ireo mpifanandrina amintsika sy ny fahavalontsika, amin’ny alalan’ny fanampian’ny Mpamonjy. Fivoriana sabotsy tolakandro Fivoriana sabotsy tolakandro Henry B. EyringFanohanana ireo Manampahefana Ambony sy ireo Fitopololahin’ny Vondromparitra ary ireo Mpiandraikitra AmbonyManolotra ireo Manampahefana Ambony sy ireo Fitopololahin’ny Vondromparitra ary ireo Mpiandraikitra Ambony mba hotohanana ny Filoha Eyring. D. Todd ChristoffersonFiarahamonina maharitraMampianatra ny Loholona Christofferson fa ny fahamarinana avy amin’ Andriamanitra dia manoro lalana mankany amin’ny fahasambaran’ny tena manokana sy ny firoboroboan’ny fiarahamonina amin’izao ary fiadanana sy fifaliana amin’ny fiainana ho avy. Steven J. LundMahita fifaliana ao amin’i KristyMampianatra ny Rahalahy Lund fa ireo tanora dia afaka mahita fifaliana ao amin’i Kristy rehefa manampy ny hafa eo amin’ny lalan’ny fanekempihavanana amin’ny alalan’ilay fandaharan’asa Ankizy sy Zatovo. Gerrit W. GongNy firenena sy ny foko ary ny samy hafa fiteny rehetraFariparitan’ny Loholona Gong ny maha-eo an-dalam-pahatanterahana ireo fampanantenan’ Andriamanitra hitahy ny firenena rehetra, amin’ny fomba madinika sy tsotra, maneran-tany. W. Christopher WaddellMbola nisy hanina ihanyMampianatra Eveka Waddell fa tokony hikatsaka ny fitariham-panahy isika ary hiantehitra amin’ireo fitsipiky ny filazantsara mba hahazaka tena kokoa. Matthew S. HollandIlay fanomezana tena fatratra an’ilay ZanakalahyMamariparitra ny fomba hanovan’ny fijaliana sy ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy ny fahoriana avy amin’ny fahotana sy ny fitsapana ho lasa fifaliana ny Loholona Holland. William K. JacksonNy kolontsain’i KristyMampianatra ny Loholona Jackson fa afaka mankalaza ireo kolontsaintsika manokana eto an-tany isika sady miaina ny filazantsaran’i Jesoa Kristy ihany. Dieter F. UchtdorfHanao zavatra tsy takatry ny saina AndriamanitraMampianatra ny Loholona Uchtdorf fa rehefa maharitra ny fitsapantsika isika dia hanampy antsika ny fitiavana sy fitahian’ Andriamanitra mba handroso hatrany ary hisondrotra ho amin’ny avo izay tsy takatry ny saina. Fivoriamben’ny Vehivavy maneran-tany Fivoriamben’ny Vehivavy maneran-tany Sharon EubankAmin’ny alalan’ny fiombonam-pihetseham-po no ahazoantsika hery amin’ AndriamanitraAmpianarin’ny Rahavavy Eubank antsika ny fomba ahafahantsika mampisy firaisan-kina bebe kokoa eo amintsika tsirairay avy mba hahazoantsika hery lehibe kokoa avy amin’ Andriamanitra. Becky CravenTazony ny fiovanaNampianatra Rahavavy Craven fa afaka manana fiovana maharitra amin’ny alalan’i Jesoa Kristy isika ary ho tonga tahaka Azy kokoa. Cristina B. FrancoNy hery manasitran’i Jesoa KristyMampianatra Rahavavy Franco fa afaka ny ho amboarina sy hositranina isika amin’ny alalan’ny Sorompanavotan’ i Jesoa Kristy. VideoHoronan-tsary: Ilay hazavana izay mamiratra ao anaty haizinaHoronan-tsary fohy ahitana vehivavy manerana izao tontolo izao ao anatin’ny toe-java-mitranga samihafa amin’ny fanompoana, fanamby, ary fifandraisana. Henry B. EyringMpirahavavy ao ZionaMampianatra ny Filoha Eyring fa ireo vehivavy dia hihazona anjara asa fototra amin’ny fanangonana an’i Isiraely sy ny fananganana vahoakan’i Ziona izay hitoetra am-piadanana ao amin’ilay Jerosalema Vaovao. Dallin H. OaksMatokiaMampianatra ny Filoha Oaks fa noho ny filazantsara dia afaka matoky isika na dia eo anivon’ireo fanamby sy fahoriana aza. Russell M. NelsonRaiso amim-pinoana ny hoavyMampianatra ny Filoha Nelson fa isika dia tokony hiomana eo amin’ny lafiny ara-nofo, ara-panahy ary ara-pihetseham-po ho amin’ny hoavy. Fivoriana alahady maraina Fivoriana alahady maraina M. Russell BallardMiambena ka mivavaha mandrakarivaMampianatra ny hivavahantsika mba ho voaro sy hisian’ny fiadanana ho an’ny firenentsika, ny fianakaviantsika ary ireo mpitarika ao amin’ny Fiangonana ny Filoha Ballard. Lisa L. HarknessMangina, mitsaharaMampianatra ny Rahavavy Harkness fa tahaka ny nampitonian’ny Mpamonjy ny tafiotra teo amin’ny ranomasin’i Galilia no ahafahany manampy antsika hahita hery sy fiadanana eo anivon’ireo fitsapana. Ulisses SoaresMikatsaka an’i Kristy amin’ny eritreritra rehetraMampianatra ny Loholona Soares fa ny fitandremana ny eritreritsika sy ny faniriantsika ho mendrika dia manampy antsika hanohitra fakam-panahy. Carlos A. GodoyMino ny fisian’ny anjely ahoMampianatra ny Loholona Godoy fa ny Tompo dia mahafantatra ny zavatra ilaintsika ary handefa anjely mba hanampy antsika. Neil L. AndersenMiresaka an’i Kristy isikaMamporisika antsika hianatra kokoa momba ny Mpamonjy ary hiresaka momba Azy ao an-tokantrano, any am-piangonana, any amin’ireo tambajotran-tserasera, ary amin’ireo resadresaka ataontsika isan’andro ny Loholona Andersen. Russell M. NelsonAoka Andriamanitra no hanjakaMamaritra ny Isiraelin’ny andro farany nanao fanekempihavanana ho ireo izay mamela an’ Andriamanitra hanjaka eo amin’ny fiainany ny Filoha Nelson. Manasa antsika izy hamela an’ Andriamanitra ho ny hery mitaona manan-danja amintsika indrindra. Fivoriana Alahady Tolakandro Fivoriana Alahady Tolakandro Henry B. EyringNotsapaina, nosedraina ary notefenaMampianatra ny Filoha Eyring fa ny fiaretana amim-pahatokiana ireo fitsapana eto amin’ny fiainana an-tany dia manampy antsika ho lasa tahaka ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy kokoa. Jeremy R. JaggiAoka ny faharetana hisy asa tanteraka, ary raiso ho fifaliana ny zava-drehetra!Manazava ny fomba ahafahantsika mahita fifaliana na dia mandritra ireo fotoam-pahoriana, amin’ny alalan’ny fampiharana faharetana sy finoana an’i Jesoa Kristy ny Loholona Jaggi. Gary E. StevensonNahita sitraka fatratra tokoa tamin’ny TompoMampianatra ny Loholona Stevenson fa na dia hiatrika fahadisoam-panantenana sy fahoriana aza isika dia afaka ny hahafantatra fa mahita sitraka fatratra tokoa amin’ny Tompo. Milton CamargoMangataha, mitadiava, ary dondònyMampianatra ny fomba fangatahana sy fitadiavana ary fandondonana rehefa mivavaka ny rahalahy Camargo. Dale G. RenlundHanao ny marina sy ho tia famindrampo ary hanaraka an’ Andriamanitra amin’ny fanetren-tenaManazava ny fomba ahafahan’ny torohevitra ao amin’ny bokin’i Mika 6:8 manampy antsika hitoetra ao amin’ny lalan’ny fanekempihavanana sy ho tonga tahaka ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy bebe kokoa ny Loholona Renlund. Kelly R. JohnsonHery maharitraMampianatra ny Loholona Johnson fa afaka mahazo ny herin’ Andriamanitra isika amin’ny alalan’ny fampatanjahana ny finoantsika sy ny fitandremana ireo fanekempihavanana nataontsika. Jeffrey R. HollandEo am-piandrasana ny TompoMampianatra ny Loholona Holland fa afaka mino isika fa hamaly ny vavaka ataontsika ny Tompo amin’ny fotoany sy amin’ny fombany. Russell M. NelsonFiaingana vaovaoMampianatra antsika ny Filoha Nelson mba hampitodika ny fontsika amin’ny Ray any An-danitra sy ny Mpamonjy mba hahafahantsika manana hery anaty ho tonga andriamanitra sy hahatsapa fiadanana. Manambara tempoly vaovao miisa 6 izy.