Ho an’ny Ankizy
Hiomana Dieny Mbola Tanora Aho
Mba hanampiana ny ankizy hahatsiaro ny fanentanana nataon’ny Filoha Monson mba hiomana hanao asa fitoriana, dia manaova taratasy mari-pankasitrahana misy io soratra etsy ambany io mba ho soniavin’ny zanakao ary hotehiriziny mba ho toy ny mpampahatsiahy azy, ka apetaka eny amin’ny rindrina izany na atao anaty diary.
-
Hitandro ny fahadiovako sy ny fahamendrehako hisolo tena ny Tompo.
-
Hitandro hatrany ny fahasalamako sy ny tanjako.
-
Hivavaka sady handalina ny soratra masina.
(sonia)