Iza no Nanoratra ny Bokin’i Môrmôna?
Ireo mpaminany sy mpahay tantara, ary mpitarika fahiny no nanoratra ny fijoroan’izy ireo ho vavolombelona sy ny tantarany tao amin’ny takela-bolamena. Taty aoriana, ny Mpaminany Joseph Smith, tamin’ny alalan’ny fanomezam-pahasoavan’Andriamanitra sy ny heriny, dia nandika ny famintinana izany takelaka avy tany ifotony izany.
Ireo Mpanoratra na Loharanon’ilay Takelaka Fahiny avy tany Ifotony. |
Ireo Rakitsoratra Izay Nampisy ireo Takelaka. |
---|---|
Ny Nefia1, Jakôba, Enôsa, Jarôma, Ômnia, ary ireo hafa koa |
Ny takelaka kelin’i Nefia (rakitsoratra miompana amin’ny zavatra ara-panahy; teo amin’ny 600 Talohan’i J.K ka hatramin’ny 130 Talohan’i J.K. ) |
Môrmôna |
Ny Tenin’i Môrmôna (mifandray amin’ny takelaka kely sy ny famintinana ny takelaka lehiben’i Nefia, jereo ny andininy1–18) |
Takela-barahina tany amin’i Labàna (Jereo ny 1 Nefia 5:10–14) |
Takelaka lehiben’i Nefia (rakitsoratra mirakitra ny zava-niseho ara-nofo sy ny tantara ara-panahy; teo amin’ny 130 Talohan’i J.K. ka hatramin’ny Taorian’i J.K. 321) |
Zenifa | |
Lehia (jereo ny 2 Nefia 1:1–4, 11; F&F 3, Fampidirana ny fizarana); Benjamina (Jereo ny Ômnia 1:12–23; Tenin’i Môrmôna 1:16–18; Môsia 1–6); Môsia2 (Jereo ny Ômnia 1:23–25; Môsia 6:3); Almà Zanany, Zanakalahin’i Môsià, Helamana2, Pahôrana, Kapiteny Môrônia, Nefia3, Nefia4 | |
Môrmôna |
Rakitsoratr’i Môrmôna (teo amin’ny 345 Taorian’i J.K. ka hatramin’ny 385 Taorian’i J.K.) |
Ny rakitsoratry ny Jaredita dia voarakitra ao anatin’ny takelaka miisa 24, ary tafiditra ao anatin’izany ny rakitsoratr’i Etera (jereo ny Etera 1:1–5) |
Bokin’i Etera, izay nanao ny rakitsoratry ny Jaredita (teo amin’ny taona 2400 Talohan’i J.K ka hatramin’ny taona 600 Talohan’i J.K.) |
Môrônia |
Rakitsoratr’i Môrônia (Jereo ny Môrmôna 9:30–37; teo amin’ny 385 Taorian’i J.K. ka hatramin’ny 421 Taorian’i J.K.) |
Takela-bolamena Nomen’ny Anjely Môrônia an’ny Mpaminany Joseph Smith tamin’ny 22 Septambra 1827 |
Ny Bokin’i Môrmôna |
---|---|
Takelak’i Môrmôna (rakitsoratra izay natambatra sy nofintinin’i Môrmôna sy i Môrônia) |
Pejin-dohateny* 1 Nefia 2 Nefia Jakôba Enôsa Jarôma Ômnia Tenin’i Môrmôna Môsià Almà Helamàna 3 Nefia 4 Nefia Môrmôna Etera Môrônia |
Ampahany misy tombokase (tsy nadika) |