Ho an’ny Ankizy Miomàna Hizara Ny Filoha Eyring dia nilaza fa fomba iray manan-danja hiomanana hizara ny filazantsara ny famenoana ny saintsika amin’ny fahamarinan’ny filazantsara. Inona ireo zavatra sasany azonao atao mba hiomanana hizara?