2013
Ahoana no fomba iresahan’i Jesoa Kristy amin’ny mpaminany?
Ôktôbra 2013


Vavolombelona Manokana

Ahoana no fomba iresahan’i Jesoa Kristy amin’ireo mpaminany?

Nalaina tao amin’ny “Ny Fotopampianaran’i Kristy,” Liahona, Mey 2012, 86–90.

Loholona D. Todd Christofferson

Vavolombelona manokan’i Jesoa Kristy ireo mpikambana ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo.

Afaka mandefa iraka Izy na miseho mivantana.

Afaka miteny amin’ny feony mivantana izy na amin’ny alalan’ny feon’ny Fanahy Masina.

Mety miresaka amin’ireo mpanompony tsirairay Izy, na mety miresaka amin’izy ireo rehefa manao filankevitra izy ireo.

MANARAKA NY FIHODIN’NY FAMANTARANANDRO AVY ENY AMBONY ANKAVIA: Ny Fahitana Voalohany, nataon’i John Scott © IRI; I Joseph Smith Mandray Ireo Takelaka, nataon’i Kenneth Riley © IRI; sary nalain’i David William Newman © IRI; sary nalain’ny Busath Photography; I Enôsa Mivavaka, nataon’i Robert T. Barrett, © IRI