Liahona, Ôktôbra 2013 Hafatra 4 Hafatra avy amin’ny Fiadidiana Voalohany: Ilay Andraikitsika mba Hanavotra Nosoratan’ny Filoha Thomas S. Monson 7 Hafatra ho an’ny Famangiana Isan-tokantrano: Ny Asa Masina Nanirahana an’i Jesoa Kristy: Ilay Mpahary Lahatsoratra Manokana 12 Ataovy Tsara ny Andraikitrao Nosoratan’ny Loholona Quentin L. Cook Na dia mora mora kokoa noho ny hatramin’izay aza ny fanafenana ny tena endrintsika marina, dia misy fitsipika manan-danja maro ao anatin’ny tsy fanaovana sarontava sy ny fijoroana amin’ny finoanao. 18 Ireo Zatovo sy ireo Fanekempihavanan’ny Tempoly Nosoratan’i Gary sy Susan Carter Izao no fotoana hanombohanareo ny fanomanana ny zanaka hiditra ny tempoly. 20 Ilay Lovantsika Lehibe avy amin’ny Asa Fitoriana Nosoratan’i LaRene Porter Gaunt sy Linda Dekker Lopez 26 Voaomana amin’ny Andro Iadiana Nosoratan’ny Loholona Eduardo Gavarret Ireo fitsipika faran’izay tsotra indrindra dia afaka ny hisy fiantraikany eo amin’ny zavatra hiseho amintsika ao anatin’ny tolona amin’ny fiainana. 30 Fanafainganana ny Asa Famonjena Ny maha mpikambana ao amin’ny Fiangonan’ny Tompo dia midika hoe voantso mba hirotsaka tanteraka ao amin’ilay asa famonjeny. 34 Lasa Lehilahy Tia Filaminana Nosoratan’i Matthew D. Flitton Nanova ny fon’ny lehilahy iray ny filazantsara—ary nampivondrona indray ny fianakaviany. Departemanta 8 Fanamarihana manokana momba ny Fihaonamben’ ny Fiangonana Volana Ôktôbra: Hevitra avy amin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana Nosoratan’i Tina Spencer 9 Mampianatra ny Jeunes Soyez Forts Fahasalamana Ara-batana sy Ara-pihetsehampo 10 Vaovaom-piangonana 38 Ny Feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany 80 Mandrapihaonantsika Indray Miteny Ratsy Aho … Nosoratan’i R. Val Johnson Ho an’ny Tanora 42 Amin’ny Fomba Ahoana no Hahafahako ho Tonga Misiônera Mahomby? Nosoratan’i Lauren Bangerter Wilde Nila nitady famaritana vaovao aho mikasika ny atao hoe fahombiazana. Ho an’ny Zatovo 46 Lasa Misiônera Mifanaraka amin’ny Torio ny Filazantsarako Nosoratan’ny Loholona David A. Bednar Ireto fepetra dimy takiana ireto dia hanampy anao ho tonga misiônera tsara kokoa. 51 Mitsikia Fotsiny dia Mitenena hoe Tsia Nosoratan’i Hazel Marie Tibule Ahoana no ahafahako miteny hoe tsia amin’ilay talen’ilay orinasa? 52 Jeunes Soyez Forts (Ry Tanora, Mahereza): Aoka Ianao Hatanjaka, Ho Salama, Harani-tsaina Nosoratan’ny Loholona Adrián Ochoa Anaovy ny kiraro fanaovanao fanatanjahan-tena ary mihetsiketseha. 54 Manaraha ny Diany Nosoratan’i Melissa Zenteno 56 Fanontaniana sy Valiny Inona no tokony holazaiko amin’ ireo tsy mpikamban’ ny Fiangonana izay manontany hoe fa maninona ny sasany amin’ ireo mpikambana ao amin’ ny Fiangonana no tsy miaina ny fitsipika iainantsika? 58 Nahoana Aho no Mila Manao Fibabohana any amin’ny Evekako ary Inona Avy ny Zavatra Ilaiko Ibabohana? Nosoratan’ny Loholona C. Scott Grow Zavatra manokana eo amiko sy ny Tompo ny fibebahana. Nahoana aho no mila miresaka amin’ny evekako koa? Ho an’ny Ankizy 61 Manasa ny Tompo Hiditra Nosoratan’ny Loholona O. Vincent Haleck Miandry ny hanasanao Azy ho ao amin’ny fiainanao ny Mpamonjy! 62 Diakona Vao Vaovao Nosoratan’i Jane McBride Choate Nitebiteby kely i Benji hoe hizara ny fanasan’ny Tompo. Ho vitany tokoa ve izany? 64 Manaraka ny dia Miandry ao Winter Quarters Nosoratan’i Jennifer Maddy 66 Nijanona Tao Winter Quarters Ireo Olomasina Nosoratan’i Arie Van De Graaff 67 Vavolombelona Manokana Ahoana no fomba iresahan’i Jesoa Kristy amin’ireo mpaminany? Nosoratan’ny Loholona D. Todd Christofferson 68 Manampy an’i Violet Nosoratan’i Charlotte Mae Sheppard Nampiseho haratsiam-panahy tamin’i Emma foana i Violet. Nahoana no tokony ho tsara fanahy aminy i Emma? 70 Mitondra ny Kilonga Mody: Hizara ny Filazantsara amin’ny Zanak’Andriamanitra Rehetra Aho 72 Camille avy ao New York City 74 Ny Pejintsika 76 Ho an’ny Ankizy Madinika 81 Fampahafantarana ny Mpaminany Iray David O. McKay Jereo raha hitanao ilay Liahona nafenina ato amin’ity laharana ity. Fanorotoroana: Zarao ilay voankazo. Eo amin’ny fonony Eo amin’ny fonony: Sary nataon’i Cody Bell. Ao ambadika: Sary nataon’i Cody Bell. Eo amin’ny fonony aloha ao anatiny: Sary nataon’i iStockphoto/Thinkstock. Fanovozan-kevitra ho an’ny takarivan’ny mpianakavy