2014
Famintinana ny Fihaonamben’ny Fiangonana Maneran-tany Fanao Isan-taona faha-184
Mey 2014


Famintinana ny Fihaonamben’ny Fiangonana Maneran-tany Fanao Isan-taona faha-184

Sabotsy Maraina, 5 Aprily 2014, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka fanokafana: Loholona Carl B. Cook. Vavaka famaranana: Loholona W. Christopher Waddell. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika; Clay Christiansen sy Richard Elliott, mpitendry ôrga: “Fototra Mafy Orina,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, faha- 12; “Saints, en avant! Armés de foi en Christ!” Cantiques, no. 40, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Brillante Étoile, Étoile du Matin,” Cantiques, no. 52, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Bien Choisir,” Cantiques, no. 154; “A New Commandment I Give unto You,” Gates, navoakan’i Jackman; “O Viens, toi, Roi des rois,” Cantiques, no. 29, narindran’i Murphy, tsy navoaka.

Sabotsy Tolakandro, 5 Aprily 2014, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring. Vavaka fanokafana: Loholona Ian S. Ardern. Vavaka famaranana: Linda K. Burton. Hira nataon’ny Amboarampeo mitambatra avy ao amin’ny Institiota ao Orem Utah; Ryan Eggett, mpitarika; Bonnie Goodliffe sy Linda Margetts, mpitendry ôrga: “Gloire au Dieu Tout-puissant,” Hymns, no. 32, narindran’i Manookin, navoakan’i Jackman; “I Lived in Heaven,” Children’s Songbook, 4, narindran’i Beebe, navoakan’i Larice Music; “Misaotra Anao noho ny mpaminany,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, faha- 72; “An-tendrombohitra,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy , faha- 59, narindran’i Duffin, navoakan’i Duffin.

Sabotsy Hariva, 5 Aprily, 2014, Fivoriamben’ny Fisoronana

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka fanokafana: Loholona LeGrand R. Curtis Jr. Vavaka famaranana: Russell T. Osguthorpe. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Fisoronana avy ao amin’ny Oniversiten’i Brigham Young –Idaho; Randall Kempton sy Kevin Brower, mpitarika; Andrew Unsworth, mpitendry ôrga: “Saints, Behold How Great Jehovah,” Hymns, no. 28, narindran’i Kempton, tsy navoaka; “Instant de paix, moment si doux,” Cantiques, no. 79, narindran’i Kasen, navoakan’i Jackman; “Hosanna au Grand Roi,” Cantiques, no. 34; “Reste avec nous, Seigneur!” Cantiques, no. 92, narindran’i Kempton, tsy navoaka.

Fivoriana Alahady Maraina, 6 Aprily 2014, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring. Vavaka fanokafana: Loholona L. Whitney Clayton. Vavaka famaranana: Neill F. Marriott. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg, mpitarika; Richard Elliott sy Andrew Unsworth, mpitendry ôrga: “Disciples du Seigneur,” Cantiques, no. 51; “On This Day of Joy and Gladness,” Hymns, no. 64; “Ndao handroso hatrany,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, faha- 20, narindran’i Elliott, tsy navoaka; “Toroy aho handeha amin’ny mazava,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy , faha- 129; “La Prière d’un Enfant,” Chants pour les Enfants, 6, narindran’i Perry, navoakan’i Jackman; “Vers Sion, cité promise,” Cantiques, no. 39, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Alahady Tolakandro, 6 Aprily 2014, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka fanokafana: Eveka Dean M. Davies. Vavaka famaranana: Loholona Benjamín De Hoyos. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika; Linda Margetts sy Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga: “Tsara ny asa,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, faha- 20, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Endrey mahagaga ahy,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy , faha- 44, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Peuples du monde, écoutez-donc!” Cantiques, no. 170; “Come, Let Us Anew,” Hymns, no. 217, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Sabotsy Hariva, 29 Martsa 2014, Fivoriamben’ny Vehivavy Maneran-tany

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Fitarihana: Bonnie L. Oscarson. Vavaka fanokafana: Emri Elizabeth Smith. Vavaka famaranana: Ofa Kaufusi. Hira nataon’ny Amboarampeo mitambatry ny Kilonga sy ny Zatovovavy ary ny Fikambanana Ifanampiana avy amin’ireo tsatòka manerana ny Wasatch Front; Emily Wadley, mpitarika; Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga: “Peuples du monde, écoutez-donc!” Cantiques, no. 170; “Daughters in His Kingdom,” Creamer, tsy navoaka, miaraka amin’ny feona ôrga, sodina, lokanga ary lokangabe; “Zanaky ny Ray Aho,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, faha- 113, narindran’i DeFord, tsy navoaka; hira natambatra, narindran’i Mohlman, tsy navoaka: “Seigneur, je te suivrai,” Cantiques, no. 141, sy “Aimez vos frères,” Cantiques, no. 200; “Ndao handroso hatrany,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, faha- 20, narindran’i Huff, tsy navoaka.

Fomba Hahazoana ireo Lahateny tamin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana

Mba hahazoana ireo lahateny tamin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana amin’ny fiteny maro ao amin’ny Internet dia tsidiho ny conference.lds.org ary misafidiana fiteny iray. Hita amin’ny Application Gospel Library ihany koa ireo lahateny tamin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana. Amin’ny ankapobeny dia enina herinandro aorian’ny fihaonamben’ny Fiangonana no hita ao amin’ireo foibe fanapariahana ireo raki-peo.

Hafatra ho an’ny Famangiana sy Fampianarana Isan-tokantrano

Ho an’ny hafatra ho an’ny famangiana sy ny fampianarana isan-tokantrano, dia mba misafidiana lahateny iray izay tena mifanaraka amin’ny zavatra ilain’ireo izay vangianao.