Ho an’ny Ankizy
Efa Niomana ve Ianao?
Valiny: Marina, Marina, Diso, Marina, Diso
Nangataka antsika tsirairay ny Filoha Monson mba hiomana amin’ny fotoan-tsarotra sy hanampy ny hafa mandritra ny fotoan-tsarotra lalovan’izy ireo. Valio hoe marina-na-diso ireto andiam-panontaniana ireto mba hahitana raha vonona ianao!
Afaka mahita olona ampiana foana aho. Marina □ Diso □
Afaka ny ho feno fankasitrahana noho ireo zavatra rehetra efa ananako aho. Marina □ Diso □
Tsy mba manana talenta hozaraina amin’ny olona aho. Marina □ Diso □
Hevitra tsara ny mitahiry vola ho amin’ny ho avy. Marina □ Diso □
Mila kilalao sy akanjo vaovao aho mba ho faly. Marina □ Diso □