COVID19: Hafatra mitory finoana Endrika nomerika ihany: Tanora tokan-tena sy mpivady vao herotrerony Endrika nomerika ihany: Tanora tokan-tena sy mpivady vao herotreronySissa SvenssonNy zavatra nampianarin’ny fiaraha-mivavaka ao an-trano ahy momba ny fiaraha-mivoryMitantara ireo fitahiana noho ny fiaraha-mivavaka ao an-trano mandritra ny valanaretina COVID-19 ny mpikambana iray ao Suède. Endrika nomerika ihany: Tanora tokan-tena sy mpivady vao herotrerony Yulia SalomatinaLesona efatra momba ny hazavana mandritra ny andro maizinaMizara fahamarinana efatra izay nanampy azy hijanona ho tony nandritra ny fihomboan’ny valanaretina ny vehivavy iray. Endrika nomerika ihany: Tanora tokan-tena sy mpivady vao herotreronyRomina RanieriMahita fanantenana ao anatin’ny faritra hihomboan’ny aretinaMizara hafatra mitory fanantenana ao anatin’ny valanaretina COVID-19 ny tanora iray ao Italie. Endrika nomerika ihany: Tanora tokan-tena sy mpivady vao herotreronyAmy DavisHo an’ireo misiônera nomena andraikitra vaovao tamin’ny fomba tsy nampoizinaMizara fitsipika enina izay nanampy azy hahita fiadanana ny vehivavy iray izay nomena andraikitra vaovao tampoka noho ny korontana ara-pôlitika raha mbola tao anatin’ny asa fitoriany izy. Endrika nomerika ihany: Tanora tokan-tena sy mpivady vao herotreronyAi UryuMiandrandra fatratra ny ho voafehyMahita fitahiana ao anatin’ny toe-javatra iainany amin’izao fotoana izao ny vehivavy iray izay nahemotra ny fanambadiany any amin’ny tempoly noho ny valanaretina. Endrika nomerika ihany: Tanora tokan-tena sy mpivady vao herotreronyKaith Ashley MoranManao asa masina ao anatin’ny fihibohanaTorohevitra hoenti-manohy manao ny asan’ny Tompo ao an-tokantrano.