“Mampianatra antsika hanara-dia an’i Jesoa Kristy i Paoly,” Namana, ôkt. 2023, 46–47.
Hafatra isam-bolana ao amin’ny Liahona ,ôktôbra 2023
Mampianatra antsika hanara-dia an’i Jesoa Kristy i Paoly
I Paoly dia Apôstôly. Nampianatra antsika izy mba ho ohatra ho an’ny hafa. Izany dia midika hoe manao izay ho nataon’i Jesoa Kristy.
Nilaza i Paoly fa tokony hampiasa fomba fiteny tsara isika rehefa miresaka amin’ny hafa.
Nilaza ihany koa izy fa tokony hanana finoana an’i Jesoa Kristy isika.
Nampianatra izy fa tokony hanao safidy tsara isika, tahaka ny fanampiana ny hafa.
Pejy holokoina
Afaka manara-dia an’i Jesoa Kristy aho
Sary nataon’i Apryl Stott
Afaka manaraka an’i Jesoa Kristy aho amin’ny alalan’ny fihainoana ny mpaminany.
© 2023 by Intellectual Reserve, Inc. Zo rehetra voatokana. Natonta tany Etazonia. Fankatoavana ny tamin’ny teny anglisy: 6/19. Fankatoavana ny fandikana: 6/19. Fandikana ny Monthly Friend Message, October 2023. Language. 19006 654