Febroary 2024 Loholona D. Todd ChristoffersonIlay fifaliana maharitra ateraky ny fiainana ny filazantsaraZarain’ny Loholona Christofferson ny fomba ahatongavan’ny fifaliana maharitra amin’ny alalan’ny faharetana ao amin’ny filazantsaran’i Jesoa Kristy sy ny fanampiana ny hafa hanao tahaka izany koa. Ho zatovo mahery! Ho an’ny zatovo: Moa ve aho miaina “ao amin’ny toetry ny fahasambarana”?Nilaza i Nefia fa ny vahoakany dia niaina “tao amin’ny toetry ny fahasambarana.” Ireto misy hevitra vitsivitsy omena anao ahafahanao ho tahaka izany koa: Namana Ho an’ny ankizy: Ilay LiahonaMamakia tantara iray momba ny fomba nitarihan’ny Liahona an’i Nefia sy ny fianakaviany.