Vakiteny ho an’ny mpianatra ao amin’ny Ireo fampianarana sy fotopampampianaran’ny Bokin’i Môrmôna
Fanamarihana: Tsy takiana aminao ny hamaky ny fitaovana atolotra ho vakiana izay tsy misy amin’ny fiteninao.
Lesona |
Lohateny |
Vakiteny atolotra mba hovakina |
---|---|---|
1 |
Ny Bokin’i Môrmôna dia testamenta iray hafa momba an’i Jesoa Kristy |
|
2 |
Mampandry sofina amin’ny tenin’ireo mpaminany |
|
3 |
Mitondra fitahiana ny fankatoavana |
|
4 |
Ny fahalavoan’i Adama sy ny fanomezam-pahasoavan’ny fahafahana misafidy |
|
5 |
Ny Sorompanavotana tsy manam-petran’i Jesoa Kristy |
|
6 |
Nosoratana ho an’ izao androntsika izao ny Bokin’i Môrmôna |
|
7 |
Ny Bokin’i Môrmôna sy ny Baiboly |
|
8 |
Amin’ny alalan’i Jesoa Kristy no ahatongavan’ny famonjena |
|
9 |
“Katsaho aloha ny fanjakan’ Andriamanitra” |
|
10 |
Vavaka sy Fanambarana |
|
11 |
Fiarovana ny tenantsika amin’ny fotopampianaran-diso amin’ny andro farany |
|
12 |
Ny ilantsika ateraka ara-panahy indray |
|
13 |
Ny fanekempihavanan’ny batisa, ny Sabata ary ny Fanasan’ny Tompo |
|
14 |
Ny Herin’ny Fanafahan’ Andriamanitra |
|
15 |
Lasa fitaovana eo ampelatanan’ Andriamanitra |
|
16 |
Fibebahana sy famelankeloka |
|
17 |
Ny Herin’ny Teny |
|
18 |
Miomana ho amin’ny andro fitsarana farany |
|
19 |
Fiarovana ny fahalalahana ara-pivavahana |
|
20 |
Manamafy orina ny Finoantsika sy ny Fijoroana ho Vavolombelona |
|
21 |
Ny Fiavian’i Jesoa Kristy |
|
22 |
“Ho toa Ahy” |
|
23 |
Ny fampielezana sy ny fanangonana an’i Isiraely |
|
24 |
Mitovy daholo isika rehetra amin’ Andriamanitra |
|
25 |
Miaina amim-pahamarinana amin’ny andron’ny faharatsiana |
|
26 |
Aorian’ny fizahan-toetra ny finoana |
|
27 |
Finoana sy fanantenana ary fiantrana |
|
28 |
Manatona an’i Kristy |
|