Copyright
© 1989, 1997, 2000, 2002,
2005, 2011, 2017, 2019 an’ny
Intellectual Reserve, Inc.
Zo rehetra voatokana.
Natonta tany Etazonia Amerika
Fankatoavana ny teny Anglisy: 11/02
Fankatoavana ny fandikana: 11/02
Lohateny avy tany ifotony: Children’s Songbook
Malagasy
Ireo hira izay misy ny fanamarihana hoe “© (taona) IRI” dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola, ankoatry ny fampiasana amin’ny tranon-kala. Na dia izany aza, ny IRI irery ihany no manana fahafahana sy ny zo handa na hampitsahatra na hametra ny fampiasana azy ireny, tafiditra amin’izany ny fanaovana tahadika.
Efa tapitra ny fe-potoan’ny fameran-jo ho an’ireo hira izay tsy ahitana fanamarihana. Ny fampiasana ny zavatra hafa rehetra ankoatr’ireo dia mitaky fahazoana lalana avy amin’ireo tompony avy (raha tsy hoe misy fanamarihana mifanohitra amin’izany).
Fanafohezan-teny
- IRI
-
Intellectual Reserve, Inc.
- DJS
-
Baiboly dikantenin’i Joseph Smith
- ter.
-
teraka tamin’ny