Fanampiana amin’ny fandalinana
Tabilao


Toe-javatra

Matio

Marka

Lioka

Jaona

Fanambaran’ny Andro Farany

Tetiarana momba an’i Jesoa

1:1–17

3:23–38

Fahaterahan’i Jaona Mpanao Batisa

1:5–25, 57–58

Fahaterahan’i Jesoa

2:1–15

2:6–7

1 Ne. 11:18–20; 2 Ne. 17:14; Môzià 3:5–8; Almà 7:10; Hel. 14:5–12; 3 Ne. 1:4–22

Faminanian’i Simeona sy i Ana

2:25–39

Fankanesana tao an-tempoly (Paska)

2:41–50

Fiandohan’ny asa fanompoan’i Jaona

3:1, 5–6

1:4

3:1–3

F&F 35:4; 84:27–28

Natao batisa i Jesoa

3:13–17

1:9–11

3:21–22

1:31–34

1 Ne. 10:7–10; 2 Ne. 31:4–21

Fakana fanahy an’i Jesoa

4:1–11

1:12–13

4:1–13

Tenivavolombelon’i Jaona Mpanao Batisa

1:15–36

F&F 93:6–18, 26

Lanonana fampakaram-bady tao Kana (Fahagagana voalohany nataon’i Jesoa)

2:1–11

Fanadiovana voalohany ny tempoly

2:14–17

Fitsidihan’i Nikodemosy

3:1–21

Ilay vehivavy Samaritana teo amin’ny fantsakana

4:1–42

Jesoa nolavina tao Nazareta

4:16–30

Mpanarato nantsoina ho mpanarato olona

4:18–22

1:16–20

Famenoana mahagaga ny harato

5:1–11

Voantso sy natokana ny Roambinifololahy

10:1–4

3:13–19

6:12–16

1 Ne. 13:24–26, 39–41; F&F 95:4

Ny Toriteny teo an-tendrombohitra

5–7

6:17–49

3 Ne. 12–14

Vavaka nampianarin’ny Tompo

6:5–15

11:1–4

3 Ne. 13:5–15

Fananganana ny zanakalahin’ilay mananontena tamin’ny maty

7:11–15

Nohosoran’ny vehivavy iray menaka i Jesoa

7:36–50

Ireo fanoharana nataon’i Jesoa dia tantara fohy izay mampitaha zavatra na toe-javatra fahita amin’ny fahamarinana. Nampiasain’i Jesoa matetika ireny hampianarana fahamarinana ara-panahy.

Mpamafy:

13:3–9, 18–23

4:3–9, 14–20

8:4–8, 11–15

Voantsimparifary:

13:24–30, 36–43

F&F 86:1–7

Voan-tsinapy:

13:31–32

4:30–32

13:18–19

Masirasira:

13:33

13:20–21

Harena nafenina tany an-tsaha:

13:44

Voahangy lafo vidy:

13:45–46

Harato tarihina:

13:47–50

Ilay tompon-trano:

13:51–52

Ilay mpanompo ratsy fanahy:

18:23–35

Ny Mpiandry ondry Tsara:

10:1–21

3 Ne. 15:17–24

Ilay Samaritana tsara fanahy:

10:25–37

Fanetrentena, lanonana fampakaram-bady:

14:7–11

Ilay fanasana lehibe

14:12–24

Ilay ondry very:

jereo koa ny 18:12–14

15:1–7

Ny farantsakely very:

15:8–10

Ilay zanaka adala:

15:11–32

Ilay mpitandrina tsy marina:

16:1–13

Lazarosy sy ilay mpanankarena:

16:14–15, 19–31

Ilay mpitsara tsy marina:

18:1–8

Ireo mpiasa tao an-tanimboaloboka:

20:1–16

jereo koa 10:31

Ny farantsa folo:

19:11–27

Ireo zanaka roa lahy:

21:28–32

Ireo mpiasa tany ratsy fanahy:

21:33–46

12:1–12

20:9–19

Ilay fampakaram-bady ny zanakalahin’ny mpanjaka:

22:1–14

ampitahao amin’ny 14:7–24

Virijiny folo:

25:1–13

jereo koa 12:35–36

F&F 45:56–59

Ny amin’ny talenta:

25:14–30

Ny ondry sy ny osy:

25:31–46

Fampitoniana ny tafiotra

8:23–27

4:35–41

8:22–25

Fandroahana ny devoly marobe hankao amin’ny kisoa

8:28–34

5:1–20

8:26–29

Fananganana ny zanakavavin’i Jaïro tamin’ny maty

9:18–20, 23–26

5:21–24, 35–43

8:41–42, 49–56

Fanasitranana an’ilay vehivavy mitsi-dra

9:20–22

5:25–34

8:43–48

Fanomezana andraikitra ny Roambinifololahy

10:5–42

6:7–13

9:1–6

F&F 18

Ny namokisana ny olona tsy omby dimy arivo

14:16–21

6:33–44

9:11–17

6:5–14

Ny nandehanan’i Jesoa teny ambonin’ny rano

14:22–33

6:45–52

6:15–21

Toriteny ny amin’ny mofon’aina

6:22–71

Ny tenivavolombelon’i Petera momba an’i Kristy

16:13–16

8:27–29

9:18–21

I Petera nampanantenaina ny fanalahidin’ny fanjakana

16:19

Ny fiovan-tarehy; fanolorana ny fanalahidin’ny fisoronana

17:1–13

9:2–13

9:28–36

F&F 63:20–21; 110:11–13

Voatendry sy nirahina ny Fitopololahy

10:1–12

F&F 107:25, 34, 93–97; 124:138–140

Ny nanasitranana an’ilay olona jamba tamin’ny Sabata

9

Ny nananganana an’i Lazarosy tamin’ny maty

11:1–53

Ny nanasitranana ireo boka folo

17:11–19

Ny nitsofan-drano ny ankizy

19:13–15

10:13–16

18:15–17

Nanosotra menaka ny tongotr’i Kristy i Maria

26:6–13

14:3–9

12:2–8

Ny fidirana nanakoako tao Jerosalema

21:6–11

11:7–11

19:35–38

12:12–18

Ny nandroahana ny mpanakalo vola hiala ny tempoly

21:12–16

11:15–19

19:45–48

Ilay mpitondratena nandatsaka farantsakely roa

12:41–44

21:1–4

Fandravana an’i Jerosalema sy ireo famantarana ny Fiaviana Fanindroany

24

13

21:5–38

F&F 45:16–60; JS—M 1

Ny Paska farany nankalazain’i Jesoa; najoro ny fanasan’ny Tompo; toromarika ho an’ny Roambinifololahy; ny nanasana ny tongotry ny mpianatra

26:14–32

14:10–27

22:1–20

13–17

Jesoa no tena voaloboka

15:1–8

Ny nijalian’i Jesoa tao Getsemane

26:36–46

14:32–42

22:40–46

18:1

2 Ne. 9:21–22; Môzià 3:5–12; F&F 19:1–24

Ny famadihan’i Jodasy

26:47–50

14:43–46

22:47–48

18:2–3

Ny fitsarana teo anatrehan’i Kaiafa

26:57

14:53

22:54, 66–71

18:24, 28

Ny fitsarana teo anatrehan’i Pilato

27:2, 11–14

15:1–5

23:1–6

18:28–38

Ny fitsarana teo anatrehan’i Heroda

23:7–12

Ny nikapohana sy ny nanesoana an’i Jesoa

27:27–31

15:15–20

19:1–12

Ny fanomboana

27:35–44

15:24–33

23:32–43

19:18–22

Hel. 14:20–27; 3 Ne. 8:5–22; 10:9

Ny fitsanganana amin’ny maty

28:2–8

16:5–8

24:4–8

Ny nisehoan’i Jesoa tamin’ny mpianatra

16:14

24:13–32, 36–51

20:19–23

Ny nisehoan’i Jesoa tamin’i Tomasy

20:24–29

Ny niakaran’i Jesoa ho any an-danitra

16:19–20

24:50–53

Hamoaka printy