Fivoriana fampaherezam-panahy tamin’ny 2021
Fampaherezam-panahy maneran-tany ho anʼny tanora tokan-tena sy ny mpivady vao herotrerony iarahana amin’ny Loholona sy Rahavavy Stevenson


Fampaherezam-panahy maneran-tany ho anʼny tanora tokan-tena sy ny mpivady vao herotrerony iarahana amin’ny Loholona sy Rahavavy Stevenson

Ny Loholona Gary E. Stevenson ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo sy Rahavavy Lesa Stevenson vadiny dia mandaha-teny mandritra ny fampaherezam-panahy maneran-tany ho an’ny tanora tokan-tena sy ny mpivady vao herotrerony ny alahady 2 mey 2021.

Hamoaka printy