2011
Afaka Mandoa Fahafolonkarena Aho
Jona 2011


Ho an’ny Ankizy

Afaka Mandoa Fahafolonkarena Aho

Ny hoe mandoa fahafolonkarena dia midika hoe manome ny 10 isan-jaton’ny vola azontsika ho an’ny Tompo. Alaivo sary an-tsaina hoe misy ankizy telo manao asa samy hafa. Eritrereto hoe mahazo 1 dôlara ny iray, mahazo 2 dôlara ilay anankiray hafa, ary mahazo 3 dôlara ilay fahatelo. Soraty hoe ohatrinona ny tokony ho fahafolonkarenan’ireo ankizy tsirairay ireo.

Fanontaniana tsara fanampiny: Iza amin’ireo mpandoa fahafolonkarena ireo no handray fitahiana tena maro? (Torohevitra: Vakio ny andinin-tsoratra farany ao amin’ny hafatry ny Filoha Eyring.)

Hamoaka printy