2012
Kapiteny Môrônia
Janoary 2012


Ho an’ny Ankizy

Kapiteny Môrônia

Nanana herim-po niatrehany ireo fanamby ny Kapiteny Môrônia. Tia fahamarinana, sy fahafahana, ary finoana izy. Nanokana ny fiainany izy hanampiana ireo Nefita hiaro ny fahafahan’izy ireo. Afaka ho lasa tahaka ny Kapiteny Môrônia ianao amin’ny fiatrehana ireo fanamby amin-kerim-po. Afaka manao ny fanevan’ny fahafahanao manokana ianao amin’ny alalan’ny fanoratanao eo amin’ny taratasy kely ireo zavatra manan-danja aminao sy ny fianakavianao.

Hamoaka printy