1. Ma-na-na fia-na-ka-viana aho.
Mi-fan-ka-tia ‘za-hay.
Tia-ko ny hia-rak’ a-min’ i-zy ‘reo man-dra-ki-zay.
2. Dieny i-zao mbo-la kely i-zao,
Dia mba te-hio-mana aho,
Mba ha-nam-ba-dy man-dra-ki-zay any am’ ny tem-poly.
Fia-na-ka-via-na man-dra-ki-zay
No dra-fi-try ny Ray.
Fa mba i-riako ha-trany nyha-ha-ton-tosa i-zany,
Ka ny Tom-po no na-no-ro ahy
Ny fomba ha-ha-vi-tako i-zany.
Tonony sy Feony © 1980 IRI. Fandrindrana © 2012 IRI. Zo Rehetra Voatokana. Ity hira ity dia azo adika raha ilaina any am-piangonana na any an-tokantrano ka tsy atao itadiavam-bola.