Liahona, Aprily 2013 Hafatra 4 Hafatra avy amin’ny Fiadidiana Voalohany: Nitsangana Tamin’ny Maty Izy Nosoratan’ny Filoha Henry B. Eyring 7 Hafatra ho an’ny Famangiana Isan-tokantrano: Ireo Fanekempihavanan’ny Tempoly Lahatsoratra Manokana 12 Fahafatesana sy Fiainana: Fomba Fijerin’ireo Mpisava Lalana ny Fitsanganana amin’ny Maty Mijoro ho vavolombelona mikasika ny fahitana fanantenana ao amin’ny fitsanganana amin’ny maty ireo mpisava lalana sy mpaminany teo aloha. 18 Ny Asa Nanirahana an’i Jesoa Kristy sy ny Asa Fanompoana Nataony Nosoratan’ny Loholona Russell M. Nelson Afaka maka tahaka lafin-javatra dimy teo amin’ny Fiainan’ny Mpamonjy isika rehefa mikatsaka ny hanaraka Azy sy hahatakatra ny Sorompanavotany. 26 Herinandron’ny Paska Nanatanteraka ny fahagagana faran’izay lehibe nisy hatramin’izay ny Mpamonjy tao anatin’ilay herinandro farany teo amin’ny Fiainany. 30 Manampy ireo Ankizy Hiomana amin’ny Batisa Nosoratan’i Jessica Larsen sy i Marissa Widdison Inona no azon’ny ray aman-dreny atao mba hahatonga ny batisan’ny zanany hanan-danja kokoa? 34 Voasarika ho any amin’ny Tempoly Nosoratan’ny Loholona Jairo Mazzagardi Ianaro ny fomba ahafahan’ny tempoly manampy amin’ny fahazoana fiovam-po. Departemanta 8 Sora-pitadidiana mikasika ny Fihaonamben’ny Fiangonana Volana Aprily Miaraka Mandalina Ireo Lahatenin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana Nosoratan’i Greg Batty 9 Mampianatra ny Jeunes Soyez Forts Ny Maha Zava-dehibe ny Namana Tsara 10 Ny Zavatra Inoantsika Mankahery sy Manentana ny Fanahy ary Mijoro ho Vavolombelona ny Fanahy Masina 36 Ny Feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany 74 Vaovaom-piangonana 80 Mandrapihaonantsika Indray Misotro avy amin’ilay Loharano Nosoratan’i Aaron L. West HO AN’NY TANORA 40 Misafidy ilay Ampahany Tsara Kokoa Nosoratan’i Matthew D. Flitton Tsy maintsy nahafoy ireo zavatra tsara sasantsasany i Zoltán mba hanolorany tena tanteraka ao amin’ny filazantsaran’i Jesoa. Ho an’ny ZATOVO 42 Fanontaniana sy Valiny Ahoana no ahafahako manazava amin’ ny namako fa zavatra ratsy ny fandikana ny lalàn’ ny fahadiovam-pitondrantena? 44 Ahoana no Fomba Hanompoana ao amin’ireo Antso ao amin’ny Fisoronana Nosoratan’ny Filoha Thomas S. Monson Fantaro ny fanalahidy ahafahana manampy sy mampianatra ireo izay tompoinao sy mampisy fiantraikany eo amin’ny fiainany. 45 Sehatra ho Antsika 46 Inona no Antony Ilantsika ny Bokin’i Môrmôna? Antony efatra mahatonga ny Bokin’i Môrmôna ho manan-danja. 48 Maniry eo amin’ny Tany Lonaka: Zatovo Mahatoky any Ouganda Nosoratan’i Cindy Smith Ampahatanjahan’ny fahafoizana ataon’izy ireo ho an’ny filazantsara ireo zatovolahy sy zatovovavy ireo. 52 Ry Tanora, Mahereza Inona no atao hoe Tena Namana? Nosoratan’ i Elaine S. Dalton 54 Ahoana no Ahafantarako Ny Nanasana Ahy Handray Famonjena Nosoratan’ i Emerson José da Silva Rehefa nanaiky ilay fanasan’ny namako aho dia nahafantatra fa nahita zavatra manan-danja. 56 Fomba Folo Ahafantarana hoe Niova Fo Ianao Nosoratan’i Tyler Orton Nanampy ahy hahita ny lalako ao amin’ny filazantsara ny zavatra nianarako momba ny fiovam-po. 59 Peta-drindrina Tsy Hanenenana Ny Miasa Mafy Ho an’ny Ankizy 60 Ilay Misiônera Kelin’i Bebe Deny Nosoratan’i Emília Maria Guimarães Correa Ny fitiavan’i Vítor ny filazantsara dia niteraka fiovam-po tamin’ny renibeny. 61 Vavolombelona Manokana Nahoana no Manana Anarana Lava Be Toy Izany ny Fiangonana? Nosoratan’ny Loholona M. Russell Ballard 62 Mankalaza ireo Tempoly! Nosoratan’ i Darcie Jensen Mankalaza ny fananana tempoly eo akaikin’izy ireo ny ankizy manerana an’izao tontolo izao. 64 Fanontaniana sy Valiny mikasika ny Tempoly Valin’ny fanontaniana toy ny hoe: Nahoana isika no manana tempoly? Inona no mitranga ao anatin’izy ireny? 65 Hira Afaka Hiaraka Mandrakizay ny Fianakaviana Nataon’i Ruth Muir Gardner sy i Vanja Y. Watkins 66 Mitondra ny Kilonga Mody Naverin’ i Jesoa Kristy tamin’ ny Laoniny tamin’ ny Andro Farany ny Fiangonany 68 Manaraka ny Dia Ny Toerana Izay Nanorenana ny Fiangonana Nosoratan’i Jan Pinborough 70 Ho an’ny Ankizy Madinika 81 Fampahafantarana ny Mpaminany Iray Wilford Woodruff Jereo raha hitanao ilay Liahona nafenina ato amin’ity laharana ity. Fanorotoroana: Ampiasao ilay fijerin’ny olona be herimpo anananao. Eo amin’ny fonony Eo amin’ny Fonony: Sary nataon’i Tim Taggart © IRI. Ao ambadika: Sary nataon’i Matthew Reier. Eo amin’ny fonony aloha ao anatiny: Sary nataon’i Kristine Šumska. Fanovozan-kevitra ho an’ny takarivan’ny mpianakavy