Ho an’ny Ankizy
Tsarovy Foana i Jesoa
Miezaka ny “mahatsiaro mandrakariva” ny Mpamonjy i Jacob (F&F 20:77). Jereo ny ao anatin’ny efitrano fatoriany. Inona no tsikaritrao fa mety manampy azy hahatsiaro mandrakariva an’i Jesoa?
Fahafolonkarena
Sary nataon’ i Adam Koford