2013
Famintinana ny Fihaonamben’ny Fiangonana Fanao Isan-taona faha-183
Mey 2013


Famintinana ny Fihaonamben’ny Fiangonana Fanao Isan-taona faha-183

Sabotsy Maraina, 6 Aprily 2013, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka Fanombohana: Loholona Randall K. Bennett. Vavaka Famaranana: Jean A. Stevens. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika; Richard Elliott sy Andrew Unsworth, mpitendry ôrga: “Ry Mpanavotra,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy. 9; “In Hymns of Praise,” Hymns, no. 75; “Peuples du monde, écoutez donc!” Cantiques no. 96, narindran’i Wilberg; “Ndao Handroso Hatrany,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy. 20; “La Foi,” Chants pour les Enfants, 50, narindran’i Elliott, tsy navoaka; “Il vit mon Rédempteur,” Cantiques, no. 135, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Sabotsy Tolakandro, 6 Aprily 2013, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring. Vavaka Fanokafana: Russell T. Osguthorpe. Vavaka Famaranana: Loholona J. Devn Cornish. Hira nataon’ny amboarampeo mitambatra avy ao amin’ny Brigham Young University; Ronald Staheli sy Rosalind Hall, mpitarika; Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga: “O Jésus, quand je pense à toi,” Cantiques, no. 76, narindran’i Staheli, navoakan’i Jackman; “Moa Nivavaka?” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, lah. 96, narindran’i Johnson, navoakan’i Johnson; “Hosanna Au Grand Roi!” Cantiques, no. 34; “Ah, donne moi, Père,” Cantiques, no. 70, narindran’i Staheli, navoakan’i Jackman.

Sabotsy Hariva, 6 Aprily, 2013, Fivoriamben’ny Fisoronana

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka Fanokafana: Loholona Ronald A. Rasband. Vavaka Famaranana: Larry M. Gibson. Hira nataon’ny amboarampeon’ny fisoronana avy ao amin’ny tsatòkan’ny tanora tokan-tena ao Salt Lake City, Utah; Justin Bills, mpitarika; Clay Christiansen, mpitendry ôrga: “Arise, O God, and Shine,” Hymns, no. 265, narindran’i Wilberg, navoakan’i Oxford; “Mon Dieu, plus près de toi,” Cantiques, no. 54, narindran’i Bills, tsy navoaka; “O vaillants guerriers d’Israël,” Cantiques, no. 169; “Anciens d’Israël,” Cantiques, no. 202, narindran’i Bills, tsy navoaka.

Fivoriana Alahady Maraina, 7 Aprily 2013, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring. Vavaka Fanokafana: Loholona Steven E. Snow. Vavaka Famaranana: Loholona O. Vincent Haleck. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg, mpitarika; Andrew Unsworth sy Clay Christiansen, mpitendry ôrga: “Allons avec foi,” Cantiques, no. 173; “Let Zion in Her Beauty Rise,” Hymns, no. 41, narindran’i Kasen, navoakan’i Jackman; “Viens et suis-moi!” Cantiques, no. 61, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Vers Sion, cité promise,” Cantiques, no. 39; “C’est l’amour,” Chants pour les enfants, 76, narindran’i Cardon, tsy navoaka; “Venez, venez, sans craindre le devoir,” Cantiques, no. 18, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Alahady Tolakandro, 7 Aprily 2013, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka Fanokafana: Carole M. Stephens. Vavaka Famaranana: Elder Larry Y. Wilson. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika; Linda Margetts sy Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga: “Ndao, ry zanaky ny Tompo,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy. 7, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Raconte-moi les histoires de Jésus,” Chants pour les Enfants, 36, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Mifalia,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy. 64; “Quand vient l’heure de se quitter,” Cantiques, no. 91, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Sabotsy Hariva, 30 Martsa 2013, Fivoriamben’ny Zatovovavy Maneran-tany

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Elaine S. Dalton. Vavaka Fanokafana: Ella Edgley. Vavaka Famaranana: Emily Maxwell. Hira nataon’ny amboarampeon’ny Zatovovavy avy ao amin’ireo tsatòka ao Highland, Utah; Merrilee Webb, mpitarika; Linda Margetts, mpitendry ôrga: “An-tendrombohitra,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, no. 59, miaraka amin’ny amin’ny feo lafika “Arise”; “In That Holy Place,” DeFord, navoakan’i DeFord; “Ah, donne moi, Père,” Cantiques, no. 70, narindran’i Goates, tsy navoaka; “Rocher du salut suprême,” Cantiques, no. 168, narindran’i Kasen, navoakan’i Jackman; “Let Zion in Her Beauty Rise,” Hymns, no. 41, narindran’i Webb, tsy navoaka.

Fomba Hahazoana ireo Lahatenin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana

Mba hahazoana ireo lahatenin’ny fihaonamben’ny Fiangonana ao amin’ny Internet amin’ny fiteny maro dia tsidiho ny conference.lds.org. Mifidiana fiteny iray avy eo. Amin’ny ankapobeny dia roa volana aorian’ny Fihaonamben’ny Fiangonana no hita any amin’ny foibe fanapariahana ihany koa ny horonam-peon’izy ireo.

Hafatra ho an’ny Famangiana sy Fampianarana Isan-tokantrano

Ho an’ny hafatra ho an’ny famangiana sy ny fampianarana isan-tokantrano, dia mba misafidiana lahateny iray izay tena mifanaraka amin’ny zavatra ilain’ireo izay vangianao.

Eo amin’ny Fonony

Eo aloha: Sary nalain’i Leslie Nilsson

Ao ambadika: Sary nalain’i Leslie Nilsson.

Sary nandritra ny Fihaonambe

Ireo sary nandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana tao Salt Lake City dia nalain’i Cody Bell, Randy Collier, Weston Colton, Scott Davis, Craig Dimond, Lloyd Eldredge, Sarah Jenson, Collin King, Ashlee Larsen, ary Leslie Nilsson; ny tao Arizona, Etazonia dia nalain’i Mindy Sue Evans; ny tao Australie dia nalain’i Colin Ligertwood; ny tao Brasília, Brésil dia nalain’i Tomé Siqueira; ny tao Sobral, Brésil dia nalain’i Francisco Flávio Dias Carneiro; ny tao Californie, Etazonia dia nalain’i Rhonda Harris; ny tao Chili dia nalain’i Oscar Schmittner; ny tao Danemark dia nalain’i Ann-Mari Lindberg; ny tao Equateur dia nalain’i Jimmy Padilla Pin; ny tao El Salvador dia nalain’i Josué Peña; ny tao New York, Etazonia dia nalain’i Mark Weinberg; ny tao Écosse dia nalain’i Sylvia Mary Brown; ary ny tao Afrika Atsimo dia nalain’i Jeremy Rakotomamonjy.