Ho an’ny ankizy Manaraha ilay Hazavana Taorian’ny nahaterahan’i Jesoa dia nitondra fanomezana ho Azy ireo Magy. Nanaraka kintana vaovao sady mamirapiratra iray izy ireo mba hahitana Azy. Inona ireo fanomezana izay azonao homena an’i Jesoa amin’ity Krismasy ity?