2016
Mianaratra momba an’i Jesoa
Martsa 2016


Ho an’ny ankizy

Mianara momba an’i Jesoa

Ny Fanahy Masina dia manome antsika fahatsapana mitondra fiadanana mba hanampiana antsika hahafantatra fa misy i Jesoa ary tia antsika Izy. Soraty na ataovy sary izay nianaranao momba an’i Jesoa.

Hamoaka printy