Zanaka
Ny fanampian’ny Ray any An-danitra
Satria tia antsika ny Raintsika any An-danitra, dia nanome fitaovana, na fanomezam-pahasoavana maro mba hanampiana antsika Izy. Ireto ambany ireto ireo fanomezam-pahasoavana sasany izay nomeny antsika. Ahoana no ahafahanao mampiasa ireo fanomezam-pahasoavana ireo mba hitahiana ny fiainanao sy ny fiainan’ny hafa?
-
herin’ ny Fisoronana
-
vavaka
-
fitiavana ny hafa
-
apôstôly sy mpaminany
-
soratra masina