2017
Harena tena izy
Febroary 2017


Ho an’ny ankizy

Harena tena izy

Nitantara momba ny reny iray izay nanana vata kely misy harena miavaka ny Filoha Monson. Rehefa nosokafan’ireo zanany ilay vata kely, dia nahita ny sarin’izy ireo tsirairay avy izy ireo. Ny harena sarobidin’ilay renim-pianakaviana dia ny fianakaviany!

Ny harena tena izy dia tsy volamena na firavaka—fa ireo olona tianareo. Iza no tianareo? Manaova sarina vata kely fitehirizana harena miaraka amin’ny sarin’izy ireo na ny anaran’izy ireo ao anatiny.

Hamoaka printy