Ho an’ny ankizy
Mitarika antsika mankany amin’i Kristy ireo mpaminany
Ny Mpamonjy dia manome mpaminany antsika satria tiany isika. Ny fanarahana ireo mpaminany dia manampy antsika hisafidy ny tsara. Inona ireo zavatra roa azonao atao mba hanarahana ny mpaminany?