Ho an’ny ankizy
Miomàna amin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany!
Soraty eo amin’ny taratasy iray ireto. Tazony any aminao ilay taratasy mandritra ny fihaonambe mba hahafahanao mirakitra an-tsoratra ny zavatra izay ianaranao.
-
Soraty ao ireo fanontanianao. Manontany tena aho mikasika ny …
-
Mivavaha amin’ny Ray any An-danitra. Mila fanampiana aho fa te hianatra mikasika ny …
-
Mihainoa ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany. Nianatra aho hoe …