Ny episkôpà
Fitehirizana ireo vakoka ara-tantara


Fitehirizana ireo vakoka ara-tantara

Ireo fanontaniana rehetra mikasika ny fanaovana ny fananan’ny Fiangonana na ny trano fiangonana ho isan’ireo toerana sokajina ho vakoka ho an’ny firenena na ho an’ny eo an-toerana dia tokony havantana any amin’ny mpitantana ny tany sy ny trano. Izy no hanomboka ny dingana fandinihana izany miaraka amin’ny Fiadidian’ny Vondromparitra sy ireo departmetanta misahana izany any amin’ny Foiben’ny Fiangonana. Ny lafin-javatra anankiroa izay hodinihina dia ny vola ilaina mba hikojakojana izany trano fiangonana izany ary raha toa tena miavaka izany any ivelan’ny faritra kely na vondromparitra kely iray.

Hamoaka printy