Fitsipika Mizara ny fahazavan’ny Mpamonjy amin’ny KrismasyHevitra ny amin’ny fomba hanompoana ny hafa amin’ny vanim-potoan’ny Krismasy. Manompo amin’ny alalan’ny fandaharan’asa ankizy sy zatovoHevitra momba ny fomba hanompoana amin’ny alalan’ny fandaharan’asa ankizy sy zatovo. Manompo amin’ny alalan’ny Avia, hanaraka Ahy Manompo amin’ny alalan’ireo hetsika ataon’ny FiangonanaNy fomba ahafahanao manompo amin’ny alalan’ireo hetsika ataon’ny Fiangonana. Manompo amin’ny alalan’ny fivoriana fanasan’ny TompoFomba ahafahanao manompo ny hafa amin’ny alalan’ny fivoriana fanasan’ny Tompo. Manompo amin’ny alalan’ny Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tanyTorohevitra mikasika ny fomba ahafahanao mampiasa ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany mba hanompoana ny hafa. Manatanteraka fanompoana amin’ny alalan’ny asa fanompoana atao any amin’ny tempolyHevitra ny amin’ny fomba ahafahantsika manompo amin’ny alalan’ny asa fanompoana atao any amin’ny tempoly Manatanteraka fanompoana amin’ny alalan’ny tantaram-pianakavianaTantara sy fomba hanompoana ny hafa amin’ny alalan’ny fianakaviana. Manangona an’ Isiraely amin’ny alalan’ny FanompoanaAmin’ny fomba ahoana no maha-ampahany manan-danja ny fanompoana eo amin’ny fanangonana an’ Isiraely. Inona no ampianarin’ny Tantaran’ny Krismasy antsika momba ny FanompoanaNy fomba ahafahanao mampiasa ny tantaran’ny Krismasy entina hanompoana amin’ny fotoan’ny Krismasy. Sao dia tsy fantatrao ity lafiny tena manan-danja ao anatin’ny fanompoana ity?Hevitra telo izay hanampy anao hiaraka hanao fankalazana sy hiaraka hifaly amin’ireo izay tompoinao. Ahoana no fomba ahafahan’ny Fanahy manampy (sy hanampy) anao hanompoNy fomba ahafahanao manana ny Fanahy miaraka aminao rehefa manompo. Moa ve aho afaka manampy olona hiova?Lesona 7 avy amin’ny Mpamonjy mikasika ny fomba ahafahantsika manampy ny hafa hitovy kokoa Aminy. Ahoana no ahafahantsika mamboly ny kolontsain’ny fandraisana ny olon-drehetra tsy ankanavaka ato amin’ny Fiangonana? Sosokevitra ny amin’ny fomba ahafahantsika mandray tsy ankanavaka ny hafa ato am-piangonana. Ny fanompoana dia ny fijerena ny hafa tahaka ny fahitan’ny Mpamonjy azy ireoAfaka miezaka manampy amim-pitiavana an’ireo izay mety ho tsy mitovy amintsika isika amin’ny asa fanompoana ataontsika. Manao izay hahatonga ny fanompoana hampifalifalyNy fomba ahafahan’ireo ezaka ataontsika amin’ny fanompoana hitondra fifaliana ho antsika sy ho an’ny hafa. Ny fomba hizarana ny fijoroana ho vavolombelona amin’ny fomba mandeha ho azy kokoa Ny fomba ahafahantsika mizara ny fijoroana ho vavolombelona ananantsika eo amin’ireo resadresaka andavanandro. Fampitomboana ny fananana fangorahana mba ho entina manompoAhoana no ahafahantsika mampitraka ny hafa eo amin’ny fanompoana ataontsika? Ilay tanjona izay hanova ny fomba hanompoantsikaNy asa ataontsika amin’ny fanompoana dia tokony hotarihin’ny faniriana hanampy ny hafa hahatratra fiovam-pon’ny tena manokana lalina kokoa sy ho tonga tahaka ny Mpamonjy bebe kokoa. Asehoy fa miraharaha ianaoMaro ireo fomba izay ahafahantsika mampiseho fa miraharaha an’ireo izay tompointsika isika. Mahazo fanampiana mba hanampiana ny hafaNy fomba sy ny fotoana hampandraisana anjara ny hafa ao anatin’ny fanompoana ataontsika. Mifampilà hevitra mikasika ny filàn’izy ireoWe can follow the Savior’s example of reaching out to others in compassion. Manorina fifandraisana manan-danjaWe can follow the Savior’s example of reaching out to others in compassion. Manompo amin’ny fo mangorakaAfaka manaraka ny ohatra nasehon’ny Mpamonjy amin’ny fanompoana ny hafa amin’ny fo mangoraka isika. Zavatra dimy ataon’ny olona mahay mihainoIreo zavatra dimy azonao atao mba ho tonga mpihaino tsara kokoa hahatongavanao ho mpanompo tsara kokoa ny hafa.