Kilonga
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpanolotsaina ahy ao amin’ny Kilonga

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho kely ireo loharanom-pitaovana fanampiny ireo hanohanana anao amin’ny antsonao.

Toromarika mikasika ny fotoam-pihirana sy ny fampisehoana ataon’ny ankizy mandritra ny fivoriana Fanasan’ny Tompo.Toromarika mikasika ny fitarihana ny fotoam-pihirana sy ny fanomanana ny fampisehoana ataon’ny ankizy mandritra ny fivoriana fanasan’ny Tompo

Sosokevitra ho an’ireo sehatra samihafa hampianarana sy ireo karazana mpianatra.Hevitra ho an’ny fampianarana ny ankizy ao amin’ny ” Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy: Ho an’ireo rehetra izay mampianatra any an-tokantrano sy any am-piangonana (2022), 30–35.

Hamoaka printy