Zatovovavy
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpanolotsaina ahy ao amin’ny fiadidian’ny Zatovovavy

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho ireo loharanom-pitaovana fanampiny ireo hanohanana anao amin’ny antsonao.

Zatovovavy maneran-tany (@youngwomenworldwide) • Sary sy horonan-tsary avy amin’ny Instagram.Loharanom-pitaovana ho an’ny zatovovavy sy ny mpitarika ary ny ray aman-dreny.

Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny ao an-tokantrano sy ao am-piangonana, Médiathèque de l’Évangile.Fandaharam-pampianarana aminʼny Alahady ho an’ny zatovavy.

Ho zatovo mahery!: Torolalana amin’ny fanaovana safidy (2022), Médiathèque de l’Évangile.Torolalana iray izay mampitodika ny zatovo mankany amin’ny Mpamonjy ary mampianatra azy ireo ny fomba fanaovana safidy tsara mifototra amin’ireo fahamarinana mandrakizay ao amin’ny filazantsarany naverina amin’ny laoniny.

Aide pour les présidences (Fanampiana ho an’ireo fiadidiana), Médiathèque de l’Évangile.Fanampiana ho anʼireo fiadidian’ny kilasy eo amin’ny fanatanterahana ny antson’izy ireo.

Zatovovavy, ChurchofJesusChrist.org.Fandaharan’asa sy loharanom-pitaovana ary fampahalalana.

Hamoaka printy