Kilonga
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
Tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpitantsoratra ahy ao amin’ny Kilonga

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho azafady ireo loharanom-pitaovana fanampiny ireo hanohanana anao amin’ny antsonao.

Toromarika mikasika ny fotoam-pihirana sy ny fampisehoana ataon’ny ankizy mandritra ny fivoriana fanasan’ny Tompo. Toromarika mikasika ny fitarihana ny fotoam-pihirana sy ny fanomanana ny fampisehoana ataon’ny ankizy mandritra ny fivoriana fanasan’ny Tompo.

Sosokevitra ho an’ireo sehatra samihafa hampianarana sy ireo karazana mpianatra.Hevitra amin’ny fampianarana ankizy ao amin’ny Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy: Ho an’ireo rehetra izay mampianatra any an-tokantrano sy any am-piangonana (2022), 30-35.

Hamoaka printy