Ny antsoko amin’ny maha-mpandrindra ny hira ahy eo anivon’ny tsatòka
Loharanom-pitaovana fanampiny
Akoatra ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, hevero raha sitrakao ny hampiasana ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto mba hanampiana anao amin’ny antsonao.
-
Church Music Library (Tranombokin-kiran’ny Fiangonana.)Ireo hira rehetra an’ny Fiangonana hahitana hira ho an’ny daholobe, ho an’ny amboaram-peo, ho an’ny mpihira mandeha irery, ary ho an’ny feon-javamaneno.
-
Cours de base de musique Cours de direction.Mianatra mitarika hira.
-
Cours de base de musique Cours de clavier.Mianatra mitendry fihirana feo efatra amin’ny pianô sy ôrga.
-
Fampiasana ny boky fihirana.Torolalana amin’ny fampiasana ireo loharanom-pitaovana hita ao amin’ny fihirana.
-
Fampiasana ny Bokin-kiran’ny ankizy.Torolalana amin’ny fampiasana ireo loharanom-pitaovana hita ao amin’ny Bokin-kiran’ny ankizy.
-
Fanontaniana apetraka matetika.Valin’ireo fanontaniana mahazatra mifandray amin’ny hira ao am-piangonana.