Ireo kôlejin’ny Fisoronana Aharôna
Loharanom-pitaovana fanampiny


tanana mifampitsofoka eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha filohan’ny kôlejin’ny mpampianatra ahy

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ankoatra ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia hevero raha sitrakao ny hampiasana ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto mba hanampiana anao amin’ny antsonao.

Fandaharan’asan’ny zatovo.Filazana sy loharanom-pitaovana ho an’ny zatovo ao amin’ny Fiangonana.

Fanampiana ho an’ireo fiadidiana.Fanampiana ho an’ireo fiadidian’ny kilasy amin’ny fanatanterahana ny antson’izy ireo.

Ho zatovo mahery!: Torolalana amin’ny fanaovana safidy (2022), Médiathèque de l’Évangile.Torolalana izay mitarika ireo zatovo mankany amin’ny Mpamonjy sy mampianatra azy ireo hanao ireo safidy marina izay mifototra amin’ireo fahamarinana mandrakizain’ny filazantsarany naverina tamin’ny laoniny.

Sary sy horonan-tsary ao amin’ny Instagram maneho ireo zatovolahy maneran-tany (@youngmenworldwide).Loharanom-pitaovana ho an’ny zatovolahy sy ny mpitarika ary ny ray aman-dreny.