Music
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
Tanana mifampitsofoka eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpitendry zavamaneno ao amin’ny paroasy ahy

Loharanom-pitaovana fanampiny

Akoatra ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia hevero raha sitrakao ny hampiasana ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto mba hanampiana anao amin’ny antsonao.

Church Music Library (Tranombokin-kiran’ny Fiangonana).Ireo hira rehetra an’ny Fiangonana hahitana hira ho an’ny daholobe, ho an’ny amboaram-peo, ho an’ny mpihira mandeha irery, ary ho an’ny feon-javamaneno.

Mpitendry ôrga vaovao ao amin’ny paroasy—Fitaovana fanofanana.Fiofanana amin’ny fitendrena ireo fihirana amin’ny ôrga.

Fanamboarana ireo Fihirana ho azo tendrena amin’ny ôrga.Fanovana manatsotra ireo fihirana ho an’ny feon’ôrga fanombohana sy ny feon’ôrga famaranana

Fampiasana ny boky fihirana.Torolalana amin’ny fampiasana ireo loharanom-pitaovana hita ao amin’ny fihirana.

Fampiasana ny Bokin-kiran’ny ankizy.Torolalana amin’ny fampiasana ireo loharanom-pitaovana hita ao amin’ny Bokin-kiran’ny ankizy.

Hamoaka printy