Music
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
Tanana mifamihana eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpitendry zavamanenon’ny amboarampeon’ny paroasy ahy

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, hevero raha sitrakao ny hampiasana ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto mba hanampiana anao amin’ny antsonao.

Church Music Library.Ny hira rehetra an’ny Fiangonana, ho an’ny amboarampeo, sy ho an’ny hiran’olon-tokana, ary ho an’ny feon-javamaneno.

Fampiasana ny Fihirana.Torolalana amin’ny fampiasana ireo loharanom-pitaovana hita ao amin’ny fihirana.

Cours de base de musique-Cours de clavier.Manomboka amin’ny vao mianatra mitendry pianô ka hatramin’ny fitendrena ireo fihirana misy fizarana efatra eo amin’ny pianô na ôrga.

Hamoaka printy