Music
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
Tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpitarika ny amboaram-peon’ny paroasy ahy

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ankoatra ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho azafady ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto mba hanampiana anao amin’ny antsonao.

Church Music Library.Ny hira rehetra an’ny Fiangonana ho an’ny daholobe, ho an’ny amboaram-peo, ny hira hirain’olon-tokana ary ny feon-javamaneno.

Using the Hymnbook (Fampiasana ny bokin-kira).Torolalana ho an’ny fampiasana ireo loharanom-pitaovana hita ao amin’ny bokin-kira.

Cours de base de musique Cours de direction (Fianarana fototra momba ny fitarihana hira).Mianara mitarika hira misy feo efatra ao amin’ny fihirana.

Hamoaka printy