Music
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
Tanana mifampitsofoka eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpandrindra ny hira ao amin’ny paroasy ahy

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, hevero raha sitrakao ny hampiasana ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto mba hanampiana anao amin’ny antsonao.

Church Music Library.Ny hira rehetra an’ny Fiangonana ho an’ny, ho an’ny amboaram-peo, ny hira hirain’olon-tokana, ary ny feon-javamaneno.

Cours de base de musique - Cours de direction (Fampianarana fototra momba ny fitarihana hira).Fianarana mitarika hira.

Cours de base de musique - Cours de clavier (Fampianarana fototra momba ny fitendrena piano).Fianarana mitendry hira ho an’ny feo efatra ao amin’ny fihirana ho an’ny pianô na ôrga.

Fampiasana ny boky fihirana.Torolalana amin’ny fampiasana ireo loharanom-pitaovana hita ao amin’ny fihirana.

Fampiasana ny Bokin-kiran’ny ankizy.Torolalana amin’ny fampiasana ireo loharanom-pitaovana hita ao amin’ny Bokin-kiran’ny ankizy.

Fanontaniana apetraka matetika.Valin’ireo fanontaniana mahazatra mifandray amin’ny hira ao am-piangonana.

Hamoaka printy