Music
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
Tanana mifamihana eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpitarika hira ao amin’ny paroasy ahy

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, hevero raha sitrakao ny hampiasana ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto mba hanampiana anao amin’ny antsonao.

Church Music Library.Ny hira rehetra an’ny Fiangonana ho an’ny daholobe, ho an’ny amboarampeo, ho an’olon-tokana, ary ny zava-maneno.

Cours de base de musique (Cours de direction).Mianatra mitarika hira.

Fampiasana ny Cantiques (na Fihirana sy Hiran’ny ankizy).Torolalana amin’ny fampiasana ireo loharanom-pitaovana hita ao amin’ny fihirana.

Fampiasana ny Bokin-kiran’ny ankizy.Torolalana amin’ny fampiasana ireo loharanom-pitaovana hita ao amin’ny Bokin-kiran’ny ankizy.

Hamoaka printy