Zatovovavy
Loharanom-pitaovana fanampiny


Tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha Filohan’ny Zatovovavy ahy

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho ireo loharanom-pitaovana fanampiny ireo hanohanana anao amin’ny antsonao.

Zatovovavy maneran-tany (@youngwomenworldwide) • Sary sy horonan-tsary avy amin’ny Instagram.Loharanom-pitaovana ho an’ny zatovovavy sy ny mpitarika ary ny ray aman-dreny.

Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny ao an-tokantrano sy ao am-piangonana, Médiathèque de l’Évangile.Fandaharam-pampianarana amin’ny Alahady ho an’ny zatovovavy.

Ho zatovo mahery!: Torolalana amin’ny fanaovana safidy (2022), Médiathèque de l’Évangile.Torolalana izay mampitodika ny zatovo mankany amin’ny Mpamonjy sy mampianatra azy ireo ny fomba hanaovana safidy tsara mifototra amin’ireo fahamarinana mandrakizain’ny filazantsarany naverina amin’ny laoniny.

Aide pour les Présidences (Fanampiana ho an’ireo Fiadidiana), Médiathèque de l’Évangile.Fanampiana ho an’ireo fiadidian’ny kilasy eo amin’ny fanatanterahana ny antsonʼizy ireo.

Zatovovavy, ChurchofJesusChrist.org.Fandaharan’asa sy loharanom-pitaovana ary fampahalalana.