Zatovovavy
Loharanom-pitaovana fanampiny


Sary
Tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpitantsoratra ahy ao amin’ny Zatovovavy

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho kely ireo loharanom-pitaovana fanampiny ireo hanohanana anao amin’ny antsonao.

Zatovovavy maneran-tany (@youngwomenworldwide) • Sary sy horonan-tsary ao amin’ny Instagram.Loharanom-pitaovana ho an’ny zatovovavy sy ny mpitarika ary ny ray aman-dreny.

Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny ao an-tokantrano sy ao am-piangonana, Médiathèque de l’Evangile.Fandaharam-pianarana amin’ny Alahady ho an’ny zatovovavy.

Ho zatovo mahery: Torolalana amin’ny fanaovana safidy (2022), Médiathèque de l’Evangile.Torolalana izay mitarika ireo zatovo mankany amin’ny Mpamonjy sy mampianatra azy ireo hanao ireo safidy marina izay mifototra amin’ireo fahamarinana mandrakizain’ny filazantsarany naverina tamin’ny laoniny.

Helps for Presidences (Fanampiana ho an’ireo fiadidiana), Médiathèque de l’Evangile.Fanampiana ho an’ireo fiadidian’ny kilasy amin’ny fanatanterahana ny antson’izy ireo.

Zatovovavy, ChurchofJesusChrist.org.Fandaharam-potoana sy loharanom-pitaovana ary fampahalalana.

Hamoaka printy