Vakiteny ho an’ny mpianatra ao amin’ny Ny fianakaviana mandrakizay
Fanamarihana: Tsy takiana aminao ny hamaky ny fitaovana atolotra ho vakiana izay tsy misy amin’ny fiteninao.
Lesona |
Lohateny |
Vakiteny atolotra mba hovakina |
---|---|---|
1 |
Ny famoahana ny “Ny fianakaviana: Fanambarana ho an’izao tontolo izao” |
|
2 |
Manambara amim-boninahitra ireo Mpaminany sy Apôstôly |
|
3 |
Ny Fahafahantsika ho tonga tahaka an’ Andriamanitra |
|
4 |
Ny fianakaviana sy ilay drafitra lehiben’ny fahasambarana |
|
5 |
Ny Toetoetry ny Fiainana An-tany |
|
6 |
Ny Fianakaviana no ivon’ny Drafitry ny Ray any An-danitra |
|
7 |
Ny fanambadiana eo amin’ny lehilahy iray sy ny vehivavy iray dia tendrin’Andriamanitra |
|
8 |
Ny maha-lahy na vavy sy ny maha-izy azy ny tena mandrakizay |
|
9 |
Ny anjara asa sy andraikitra masin’ny lehilahy |
|
10 |
Ny anjara asa sy andraikitra masin’ny vehivavy |
|
11 |
Fiomanana ho amin’ny fanambadiana mandrakizay |
|
12 |
Ôrdônansy sy Fanekempihavanana any amin’ny Tempoly |
|
13 |
Manatsara ny fanatrehana ny tempoly |
|
14 |
Lasa mpamonjy ao an-tendrombohitra Ziona |
|
15 |
Fanambadiana Mandrakizay |
|
16 |
Ny Hery Masina Hananana Zanaka |
|
17 |
Ny didy Hihamaro sy Hameno ny Tany |
|
18 |
Mikolokolo ny Fifandraisana ao amin’ny Fanambadiana |
|
19 |
Manangana Fiainana sy Tokantrano Mifototra amin’i Kristy |
|
20 |
Fiarovana ny Finoana sy ny Fijoroana ho Vavolombelona |
|
21 |
Mitaiza ny Zanaka Am-pitiavana sy Am-pahamarinana |
|
22 |
Manorina Fianakaviana Mahomby |
|
23 |
Manome Izay Zavatra Ilaina Ara-batana |
|
24 |
Olon-dehibe tsy manambady mpikamban’ ny Fiangonana |
|
25 |
Mampihatra Finoana amin’ny Toe-javatra Sarotra iainan’ny Fianakaviana |
|
26 |
Tompon’Andraikitra eo anoloan’ Andriamanitra |
|
27 |
Fampitandreman’ny Mpaminany momba ny Fianakaviana |
|
28 |
Mampahafantatra fa ny Fianakaviana no Singa Fototra ao amin’ny Fiarahamonina |
|